Data non à jour!
Très cool
Outdated data
atramin'izay mba nijerevako donnée tao amin'ny statistique dia tsy mbola nahazo donnée tao mihitsy izaho, asa fa manino re eh lasa ohatran'ny hoe tsy statistique izany ny ao fa zavatra hafa izany
Tsy azoko oe manina kay le vilanle MIS 2016 no tsy omenareo atramin'izao? Sa mila akarina any amin'ny aino amanjery mitsy ny fitakiana azy? Le enquêteur sy superviseur nahafoy n vady amanjanany, niaritra n mafy reetra tant d saanareo n tsy manome le vola. Mbola hitohy io ka!!!