Overview

Panda dia mpitsinjara karazan'entana ilaina amin'ny andavanandro eto Madagasikara nanomboka tamin'ny taona 1999.

Tags

  • Wholesale Supply Store
  • Wholesale & Supply Store

Description

Panda dia miezaka hatrany hanakaiky sy anome fahafam-po ireo mpanjifa amin'ireo karazan'entana ilaina amin'ny andavanandro. Satria tianay ny hanana fifandraisana miavaka aminareo, tonga ity ny tambazotra Panda ahafahantsika mifanerasera bebe kokoa.

Location

Rate & Write Reviews