Miarahaba anao amin'ny Anaran'ny Tompo tonga mitsidika eto,
Natao izao mba ho fampandrosoana ny fiangonanantsika
Hiezaka izahay miaraka amin'ny mpitandrita haneho etoana ny zavamisy hiainan'ny fiangonana, indrindra ho antsika zanaka am-pielezana na any amin'ny faritra lavitra na any ampitan-dranomasina.
Raisina am-pifaliana koa izay fandraisana anjara avy aminareo , na ara-hevitra, na ara-pitaovana, na ara-bola, izay heverina fa hampandroso ny fiangonana
Misaotra tompoko