Pejy kristianina @ faceboky, atao hiresahana ny raharaham-pirenena eto; hampianarana ny olom-pirenena eto, ny tenin’Andriamanitra ao @ Baiboly. Madagasikara heniky ny fahalalana an’i.. [read more]
Ity Pejy ity dia natao hifampizarana ny vaovao mahakasika ny fitandremana FJKM Ambohipanja Fitiavana / SP Iarivo Avaradrano. [read more]
Sendrasendra voasokatra ity takila ity fa tsara ny fisiany mba hisy fizàrana momba ny asa ho an'Andriamanitra. . [read more]
"N'éteignez pas l'Esprit ; ne méprisez pas les prophéties, mais éprouvez toutes choses ; retenez ce qui est bon. " I Thessaloniciens. 5:19-21. [read more]
Ampahafatatran'ny olona ny tena maha zava-dehiben'ny fiaianany amin'ny halalan'ny Tenin'Andriamanitra. . [read more]
God gave us the mission to share the Gospel. We have the opportunity to be used for God's ministries. If you have interest in helping us Just PM us�. [read more]
Ny Fanahy Masina no tombo-kase ho amin'ny andro fanavotana, koa miambena amin'izany!!!!. [read more]
Fiangonana mitazona ny fampianaran'i Jesosy Kristy, Mitory ny Asa 2:38:" Mibebaka, atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ary mandray ny Fanahy Masina. [read more]
NMS markerer i år 150 års arbeid på Madagaskar. Resultatet er blant annet en livskraftig luthersk kirke, med et omfattende diakonalt arbeid. . [read more]
Eglise Evangélique de Réveil de Madagascar (E. E. R. M) Tel : +261(0)343131937 / +261(0)331165255 e-mail: eermandoharanofotsy@gmail. com adresse : Lot IB 178 — à Andoharanofotsy. [read more]
Hanolo-tsaina anao aho sy hampianatra izay lalan-kalehanao , Hitsinjo anao ny masoko ka hitarika anao aho. [read more]
Messe de dimanche anticipée tous les samedi en deux entrées de 16h30mn à 17h30mn et de 18h à 19h pendant cette période d'urgence sanitaire et pour les autres fêtes de l'Eglise, à consulter.. [read more]
Chorale catholique. [read more]
Fiangonan'Ny Finoana -faith international is a church, located at Roxy Antaninarenina, 101 Antananarivo. They can be contacted via phone at +261340137292 for more detailed information. [read more]
Antoko Mpihiran'ny Sampana Sekoly Alahady Ziona Fahazavana Anosibe. [read more]
"Jésus Christ Lui-même étant la pierre angulaire". Éphésiens 2:20. [read more]
Ny Fiangonana FJKM Ambohimandroso Filadelfia dia mametraka tanjona hizara sy hitory ny tenin'ANDRIAMANITRA ho an'ny olona rehetra. . [read more]
Manasa anao ho tonga hiaraka aminay hihaina ny Fanatrehan'Andriamanitra Alahady maraina amin'ny 09ora hariva amin'ny 02ora 30 Alarobia hariva amin'ny 02ora 30 Zoma hariva.. [read more]
Ity page ity dia fifandraisana sy fizarana vaovao ny Fikambanam-behivavy Loterana (FBL) ato amin'ny Krisitiana zanaky ny fiangonana loterana malagasy. [read more]
FAF Kristy Fanantenana est une chorale au sein de la section Jeune chrétien (STK) de la paroisse FJKM Kristy Fanantenana Antohomadinika Atsimo - SPAA 10. [read more]
Fjkm Tranovato Faravohitra is a church, located at 101 Antananarivo. [read more]
Ny MARINA amin'ny FINOANA no ho VELONA. Romana 1:17. [read more]
La Communauté Francophone de Faravohitra est le 11ème quartier au sein de la paroisse catholique de Faravohitra. La COFFAR porte également le nom de quartier St Marc. [read more]
Ny GasyMMB dia sehatra iray, manoro ny krisitiana Malagasy, ireo fomba sy dingana tokony arahina rehefa mamaky Baiboly. Manohitra ireo fampianaran-diso TSY ara-pilazantsara @ fanolorana.. [read more]
Ny FJKM Ambondrona Dia fiangonana krisrtianina protestanta, ny tanjonay dia ireto manaraka ireto : Hitondra ny olona eo amin'ny fitiavan'Andriamanitra Ray sy Hizara ny filazantsaran'i Jesoa.. [read more]
Si vous avez des témoignages à partager, n'hésitez pas à nous les envoyer pour publication. On peut garder votre identité anonyme :). [read more]
Efa mby akaiky ny fiafaran'izao tontolo izao, fa izay manana an'i Jesosy Kristy tsy mba hanana tahotra. . [read more]
Jeunesses Françiscaines is a church, located at Edunum, JFR Antananarivo. They can be contacted via phone at +261330950868 for more detailed information. [read more]
Ity no pejy ofisialin'ny Toeram-panomanana mpitandrina (Faculté de Théologie ) ao Ambatonakanga. [read more]
Pejy ahafahanao mahalala sy Mahafantatra ny Fiainan'ny Fiangonanà Toby Soatanàna Ilafy, ary koa ho fampaherezana anao. . [read more]
Toriteny Jesosy Tsy Manavaka Antsirabe is a church, located at 0215 B Ambohimanambola Andalambahiny Antsirabe, Antsirabe. [read more]
Ny FMTA no Fiangonana Protestanta Kristiana Malagasy voalohany tsy miankina amin'ny any ivelany izay nentin'ny malagasy. Ny taona 1894 izy no niorina ary mijoro ara-dàlana. [read more]
l'activité Paska Famonjena ho Anao est une événement Pascal, se penche à conscientiser les gens ainsi que les chrétiens même que la fête pascal est une fête proprement chrétiens mais pas.. [read more]
"Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô" (Salamo 93:5b) Fiadanana !. [read more]
Sampana Tanora Kristiana eo anivaon'ny FJKM MAMI, mitaiza sy manabe ny tanora amin'ny ara-pinoana, ara-tsaina ary ara-panatanjahan-tena. . [read more]